Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 18:16 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Jesosy niantso ireo hankeo aminy ka nanao hoe: Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza raràna; fa an'ny toa azy ny fanjakan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Lioka 18

Jereo Lioka 18:16 amin'ny teny manodidina.