Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 17:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha hitany ireo, dia hoy Izy taminy: Mandehana, misehoa amin'ny mpisorona. Ary rehefa lasa izy ireo, dia nadio teny am-pandehanana.

Vakio ny toko manontolo Lioka 17

Jereo Lioka 17:14 amin'ny teny manodidina.