Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 15:7 Malagasy Bible (MG1865)

Lazaiko aminareo fa hisy fifaliana toy izany any an-danitra ny amin'ny mpanota iray izay mibebaka noho ny amin'ny olona marina sivy amby sivi-folo, izay tsy misy tokony hibebahany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 15

Jereo Lioka 15:7 amin'ny teny manodidina.