Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 14:28 Malagasy Bible (MG1865)

Fa iza moa aminareo, raha ta-hanao tilikambo, no tsy mipetraka aloha mihevitra izay ho lany hanaovany izany, na misy hahavitany azy, na tsia?

Vakio ny toko manontolo Lioka 14

Jereo Lioka 14:28 amin'ny teny manodidina.