Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 13:31 Malagasy Bible (MG1865)

Tamin'izany ora izany indrindra dia nisy Fariseo sasany nankeo amin'i Jesosy ka nanao taminy hoe: Mandehana Hianao, ka mialà eto; fa ta-hamono Anao Heroda.

Vakio ny toko manontolo Lioka 13

Jereo Lioka 13:31 amin'ny teny manodidina.