Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 13:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanapaka ny synagoga dia tezitra, satria Jesosy nahasitrana tamin'ny Sabata, dia namaly ka nanao tamin'ny vahoaka hoe: Henemana no azo anaovan-draharaha; koa avia hositranina amin'izany, fa tsy amin'ny andro Sabata.

Vakio ny toko manontolo Lioka 13

Jereo Lioka 13:14 amin'ny teny manodidina.