Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 12:48 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izay tsy nahalala kosa ka nanao izay zavatra tokony hikapohana azy dia hokapohina kely. Fa izay nomena be, dia be no hotadiavina aminy; ary izay nampitehirizina be, dia bebe kokoa no hadinina aminy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 12

Jereo Lioka 12:48 amin'ny teny manodidina.