Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 12:37 Malagasy Bible (MG1865)

Sambatra ny mpanompo izay ho hitan'ny tompony miambina, raha avy izy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa hisikina ny tompony, dia hampipetraka azy hihinana, dia ho avy ka hanompo azy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 12

Jereo Lioka 12:37 amin'ny teny manodidina.