Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 11:49 Malagasy Bible (MG1865)

Koa izany no nanambaran'ny fahendren'Andriamanitra hoe: Haniraka mpaminany sy apostoly ho any aminy Aho, ka ny sasany hovonoiny, ary ny sasany henjehiny,

Vakio ny toko manontolo Lioka 11

Jereo Lioka 11:49 amin'ny teny manodidina.