Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 11:39 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy ny Tompo taminy: Ankehitriny ianareo Fariseo dia manadio ny vohon'ny kapoaka sy ny lovia, nefa ny ao anatinareo kosa dia feno rombaka sy faharatsiana.

Vakio ny toko manontolo Lioka 11

Jereo Lioka 11:39 amin'ny teny manodidina.