Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 11:29 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha mbola niangona ny vahoaka betsaka, dia nilaza hoe Izy: Ity taranaka ity dia taranaka ratsy. Mitady famantarana izy; nefa tsy hisy famantarana homena azy, afa-tsy ny famantarana ny amin'i Jona;

Vakio ny toko manontolo Lioka 11

Jereo Lioka 11:29 amin'ny teny manodidina.