Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 11:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ary dia mandeha izy ka mitondra fanahy fito hafa koa ratsy noho izy; dia miditra ireo ka mitoetra ao; ary ny faran'izany olona izany dia ratsy noho ny voalohany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 11

Jereo Lioka 11:26 amin'ny teny manodidina.