Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 11:24 Malagasy Bible (MG1865)

Raha mivoaka amin'ny olona ny fanahy maloto, dia mandeha mitety ny tany tsy misy rano izy, mitady fitsaharana; ary rehefa tsy mahita, dia hoy izy: Hody any an-tranoko izay nivoahako aho.

Vakio ny toko manontolo Lioka 11

Jereo Lioka 11:24 amin'ny teny manodidina.