Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 11:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jesosy nivavaka tao amin'ny fitoerana iray, ka rehefa nitsahatra Izy, dia hoy ny mpianany anankiray taminy: Tompoko, mampianara anay hivavaka, tahaka ny nampianaran'i Jaona ny mpianany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 11

Jereo Lioka 11:1 amin'ny teny manodidina.