Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 10:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'izany ora izany dia ravoravo tamin'ny Fanahy Masina Jesosy ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Raiko ô, Tompon'ny lanitra sy ny tany, fa efa nafeninao tamin'ny hendry sy ny manan-tsaina izany ka nasehonao tamin'ny zaza madinika; eny, Raiko, fa izany no sitrakao.

Vakio ny toko manontolo Lioka 10

Jereo Lioka 10:21 amin'ny teny manodidina.