Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 1:65 Malagasy Bible (MG1865)

Dia raiki-tahotra izay rehetra niara-monina taminy; ary niely teny amin'ny tany havoan'i Jodia rehetra ny lazan'izany rehetra izany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 1

Jereo Lioka 1:65 amin'ny teny manodidina.