Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Kolosiana 4:12 Malagasy Bible (MG1865)

Manao veloma anareo Epafra, ilay anankiray avy aminareo sady mpanompon'i Kristy Jesosy ary mikely aina mandrakariva amin'ny fangatahana ho anareo, mba hitoeranareo marina, ka hatoky tsara amin'izay rehetra mety ho sitrapon'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Kolosiana 4

Jereo Kolosiana 4:12 amin'ny teny manodidina.