Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Kolosiana 3:22 Malagasy Bible (MG1865)

Hianareo mpanompo, maneke ny tomponareo araka ny nofo amin'ny zavatra rehetra, tsy amin'ny fanompoana eo imaso, tahaka ny mpila sitraka amin'olona, fa amin'ny fahatsoram-po, matahotra ny Tompo;

Vakio ny toko manontolo Kolosiana 3

Jereo Kolosiana 3:22 amin'ny teny manodidina.