Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Kolosiana 2:15 Malagasy Bible (MG1865)

ary nesoriny tsy ho eo amin'ny tenany ny fanapahana sy ny fahefana, ary noho ny hazo fijaliana dia nasehony miharihary ny fitondrany ireo toy ny fanaon'izay avy nandresy.

Vakio ny toko manontolo Kolosiana 2

Jereo Kolosiana 2:15 amin'ny teny manodidina.