Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Kolosiana 1:23 Malagasy Bible (MG1865)

raha maharitra amin'ny finoana ianareo ka mafy orina sady tafatoetra ary tsy mety hafindra hiala amin'ny fanantenana avy amin'ny filazantsara, izay efa renareo sady notorina eny ambanin'ny lanitra rehetra eny; ary izany no nanaovana ahy Paoly ho mpanompo.

Vakio ny toko manontolo Kolosiana 1

Jereo Kolosiana 1:23 amin'ny teny manodidina.