Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Kolosiana 1:10 Malagasy Bible (MG1865)

mba handehananareo miendrika ny Tompo, hanaovana ny sitrapony amin'ny zavatra rehetra, dia mahavokatra amin'ny asa tsara rehetra sady mitombo amin'ny fahalalana tsara an'Andriamanitra,

Vakio ny toko manontolo Kolosiana 1

Jereo Kolosiana 1:10 amin'ny teny manodidina.