Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Joda 1:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary toy izany koa, Sodoma sy Gomora mbamin'ny tanàna nanodidina azy, izay nijangajanga tahaka azy koa ka lasa nanaraka nofo hafa, dia aseho ho fananarana amin'ny iaretany fijaliana amin'ny afo maharitra mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Joda 1

Jereo Joda 1:7 amin'ny teny manodidina.