Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 8:28 Malagasy Bible (MG1865)

ka dia hoy Jesosy: Rehefa asandratrareo ny Zanak'olona, dia ho fantatrareo fa Izaho no Izy, ary tsy manao na inona na inona ho Ahy Aho, fa araka ny nampianarin'ny Raiko Ahy no ilazako izany zavatra izany.

Vakio ny toko manontolo Jaona 8

Jereo Jaona 8:28 amin'ny teny manodidina.