Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 7:41-44 Malagasy Bible (MG1865)

41. Hoy ny sasany: Ity no Kristy. Fa hoy kosa ny sasany: Avy any Galilia va no ihavian'i Kristy?

42. Tsy voalazan'ny Soratra Masina va fa Kristy dia avy amin'ny taranak'i Davida, sady avy ao Betlehema, vohitra nonenan'i Davida (Mik. 5. 1)?

43. Dia nisara-tsaina ny amin'i Jesosy ny vahoaka.

44. Ary ny sasany nitady hisambotra Azy; kanefa tsy nisy naninji-tanana taminy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 7