Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 7:28 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niantso teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy, raha nampianatra, ka nanao hoe: Izaho dia fantatrareo, sady fantatrareo koa izay nihaviako; ary tsy avy ho Ahy Aho, fa marina ny naniraka Ahy, Izay tsy fantatrareo.

Vakio ny toko manontolo Jaona 7

Jereo Jaona 7:28 amin'ny teny manodidina.