Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 6:53 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Raha tsy mihinana ny nofon'ny Zanak'olona sy misotro ny ràny ianareo, dia tsy manana fiainana ao aminareo.

Vakio ny toko manontolo Jaona 6

Jereo Jaona 6:53 amin'ny teny manodidina.