Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 6:42 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy ireo: Tsy Ilehio va no Jesosy, Zanak'i Josefa, Izay fantatsika ny rainy aman-dreniny? Ahoana no dia anaovany ankehitriny hoe: ho nidina avy tany an-danitra?

Vakio ny toko manontolo Jaona 6

Jereo Jaona 6:42 amin'ny teny manodidina.