Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 6:22 Malagasy Bible (MG1865)

Nony ampitson'iny ny vahoaka izay nijanona teny am-pitan'ny ranomasina dia nahita fa tsy nisy sambokely hafa teo afa-tsy iray ihany, ary Jesosy tsy mba niara-niondrana an-tsambokely tamin'ny mpianany, fa ny mpianany ihany no nandeha,

Vakio ny toko manontolo Jaona 6

Jereo Jaona 6:22 amin'ny teny manodidina.