Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 6:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niondrana an-tsambokely izy, dia nita ny ranomasina nankany Kapernaomy. Ary efa maizina ny andro tamin'izay, nefa Jesosy tsy mbola tonga tany aminy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 6

Jereo Jaona 6:17 amin'ny teny manodidina.