Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 5:24 Malagasy Bible (MG1865)

Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay, ka tsy hohelohina; fa tafafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana izy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 5

Jereo Jaona 5:24 amin'ny teny manodidina.