Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 4:5 Malagasy Bible (MG1865)

Dia tonga tao an-tanàna anankiray any Samaria Izy, izay atao hoe Sykara, akaikin'ny tany izay nomen'i Jakoba ho an'i Josefa zanany.

Vakio ny toko manontolo Jaona 4

Jereo Jaona 4:5 amin'ny teny manodidina.