Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 4:46 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tonga tany Kana any Galilia indray Jesosy, dia tany amin'ilay nampodiany ny rano ho divay. Ary nisy tandapa anankiray izay nanana zanakalahy narary tany Kapernaomy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 4

Jereo Jaona 4:46 amin'ny teny manodidina.