Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 4:39 Malagasy Bible (MG1865)

Ary maro ny Samaritana avy tao amin'izany tanàna izany no nino an'i Jesosy noho ny filazan-dravehivavy, izay nanambara hoe: Nolazainy tamiko avokoa izay rehetra nataoko.

Vakio ny toko manontolo Jaona 4

Jereo Jaona 4:39 amin'ny teny manodidina.