Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 4:10 Malagasy Bible (MG1865)

Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Raha fantatrao ny fanomezan'Andriamanitra sy Izay miteny aminao hoe: Omeo Aho hosotroiko, dia ianao no ho nangataka taminy, ka nomeny rano velona.

Vakio ny toko manontolo Jaona 4

Jereo Jaona 4:10 amin'ny teny manodidina.