Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 3:4 Malagasy Bible (MG1865)

Hoy Nikodemosy taminy: Hataon'ny olona ahoana no hateraka rehefa lehibe; moa mahazo miditra any an-kibon-dreniny indray va izy ka hateraka?

Vakio ny toko manontolo Jaona 3

Jereo Jaona 3:4 amin'ny teny manodidina.