Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 21:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Izy taminy: Alatsaho eo amin'ny sisiny ankavanan'ny sambokely ny haratonareo, dia hahazo ianareo. Koa dia nalatsany izany, ka tsy zakany nakarina noho ny habetsahan'ny hazandrano.

Vakio ny toko manontolo Jaona 21

Jereo Jaona 21:6 amin'ny teny manodidina.