Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 21:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony efa nazava ratsy ny andro, dia nitsangana teo amoron-dranomasina Jesosy, kanefa tsy fantatry ny mpianatra ho Jesosy izany.

Vakio ny toko manontolo Jaona 21

Jereo Jaona 21:4 amin'ny teny manodidina.