Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 21:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary misy zavatra maro hafa koa izay nataon'i Jesosy, ka raha voasoratra tsirairay avokoa izany rehetra izany, ataoko fa izao tontolo izao aza dia tsy omby ny boky voasoratra.

Vakio ny toko manontolo Jaona 21

Jereo Jaona 21:25 amin'ny teny manodidina.