Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 21:20 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nitodika Petera ka nahita ny mpianatra izay tian'i Jesosy manaraka, dia ilay niankina tamin'ny tratrany tamin'ny fisakafoana ka nanao hoe: Tompoko, iza no hamadika Anao?

Vakio ny toko manontolo Jaona 21

Jereo Jaona 21:20 amin'ny teny manodidina.