Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 21:11 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niakatra Simona Petera, ka nosarihany ho eo an-tanety ny harato feno hazandrano vaventy, telo amby dimam-polo amby zato; ary na dia be tahaka izany aza izy, dia tsy triatra ny harato.

Vakio ny toko manontolo Jaona 21

Jereo Jaona 21:11 amin'ny teny manodidina.