Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 20:17 Malagasy Bible (MG1865)

Hoy Jesosy taminy: Aza manendry Ahy; fa tsy mbola niakatra tany amin'ny Ray Aho; fa mandehana mankany amin'ny rahalahiko, ka lazao aminy hoe: Miakatra ho any amin'ny Raiko sy ny Rainareo Aho, ary ho any amin'Andriamanitro sy Andriamanitrareo.

Vakio ny toko manontolo Jaona 20

Jereo Jaona 20:17 amin'ny teny manodidina.