Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 19:24 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niresaka hoe izy: Aza mba triarintsika, fa aoka hilokantsika ho an'izay hahazo azy; mba hahatanteraka ny Soratra Masina manao hoe: Nozarainy ny fitafiako, ary nilokany ny akanjoko (Sal. 22. 18). Izany zavatra izany no nataon'ny miaramila.

Vakio ny toko manontolo Jaona 19

Jereo Jaona 19:24 amin'ny teny manodidina.