Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 19:10 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Pilato taminy: Tsy miteny amiko va Hianao? tsy fantatrao va fa manana fahefana handefa Anao aho, sady manana fahefana hanombo Anao amin'ny hazo fijaliana koa?

Vakio ny toko manontolo Jaona 19

Jereo Jaona 19:10 amin'ny teny manodidina.