Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 18:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ireo namaly Azy hoe: Jesosy avy any Nazareta. Hoy Jesosy taminy: Izaho no Izy. Ary teo koa Jodasy, ilay namadika Azy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 18

Jereo Jaona 18:5 amin'ny teny manodidina.