Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 18:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanompo sy ny mpiandry raharaha namelona afon'arina ka nijanona namindro teo, fa nangatsiaka ny andro; ary Petera koa mba nijanona niara-namindro taminy.

Vakio ny toko manontolo Jaona 18

Jereo Jaona 18:18 amin'ny teny manodidina.