Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 18:16 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Petera nijanona teo ala-trano teo am-bavahady. Dia nivoaka ilay mpianatra anankiray, izay fantatry ny mpisoronabe, ka niteny tamin'ny mpiandry vavahady, dia nitondra an'i Petera niditra.

Vakio ny toko manontolo Jaona 18

Jereo Jaona 18:16 amin'ny teny manodidina.