Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 18:1 Malagasy Bible (MG1865)

Rehefa voalazan'i Jesosy izany teny izany, dia nandeha Izy mbamin'ny mpianany ka nita ny lohasahan-driaka Kidrona; ary nisy saha teo, izay nidiran'izy sy ny mpianany.

Vakio ny toko manontolo Jaona 18

Jereo Jaona 18:1 amin'ny teny manodidina.