Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 17:6 Malagasy Bible (MG1865)

Nasehoko tamin'ny olona izay nomenao Ahy avy tamin'izao tontolo izao ny anaranao; Anao ireny ka nomenao Ahy; ary notandremany ny teninao.

Vakio ny toko manontolo Jaona 17

Jereo Jaona 17:6 amin'ny teny manodidina.