Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 16:4 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izany teny izany efa nolazaiko taminareo, mba hotsaroanareo, raha tonga ny fotoan'androny, fa Izaho efa nilaza izany taminareo. Ary tsy mba nolazaiko taminareo hatramin'ny voalohany izany, satria mbola tatỳ aminareo ihany Aho.

Vakio ny toko manontolo Jaona 16

Jereo Jaona 16:4 amin'ny teny manodidina.