Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jaona 13:26 Malagasy Bible (MG1865)

Dia namaly Jesosy ka nanao hoe: Ilay homeko ny sombin-kanina lemako no izy. Ary rehefa nolemany ny sombin-kanina, dia noraisiny ka nomeny an'i Jodasy, zanak'i Simona Iskariota.

Vakio ny toko manontolo Jaona 13

Jereo Jaona 13:26 amin'ny teny manodidina.